Miangaly (Kolibera)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miangaly ny manina xizre re ry zareo
Fa mahatsiaro,mahatsiaro t'akaikinareo
Marary ny fo tsy mba mety mangiana
(malahelo)malahelo (anareo)anareo havantiana (2)
Indro ny korana no tsarotsaroana tononkira.serasera.org eee
Manembona lava dia mievona foana eee
Voatsiahy tokoa ireo sakaiza
Handeha nefa tsy afaka ho aiza
Hany hery dia miventsoventso e
Maharary ny fo tsy mba mety mangiana
(malahelo)malahelo anareo havan-tiana
Ny fitadiavana fnstmaon dia eto no mody
Izay voatanany tsy afaka mody
Ny saina tsy mety variana
Manembona an-tany fodiana
Hany hery dia miventsovento e
Marary ny fo tsy mba mety mangiana
(malahelo)malahelo anareo havan-tiana
Miangaly ny manina re ry zareo
Fa mahatsiaro,mahatsiaro t'akaikinareo e
Maharary ny fo amyylb tsy mba mety mangiana
:;(malahelo)malahelo (anareo)anareo havan-tiana:: x3
Fa mahatsiaro,mahatsiaro t'akaikinareo
Marary ny fo tsy mba mety mangiana
(malahelo)malahelo (anareo)anareo havantiana (2)
Indro ny korana no tsarotsaroana tononkira.serasera.org eee
Manembona lava dia mievona foana eee
Voatsiahy tokoa ireo sakaiza
Handeha nefa tsy afaka ho aiza
Hany hery dia miventsoventso e
Maharary ny fo tsy mba mety mangiana
(malahelo)malahelo anareo havan-tiana
Ny fitadiavana fnstmaon dia eto no mody
Izay voatanany tsy afaka mody
Ny saina tsy mety variana
Manembona an-tany fodiana
Hany hery dia miventsovento e
Marary ny fo tsy mba mety mangiana
(malahelo)malahelo anareo havan-tiana
Miangaly ny manina re ry zareo
Fa mahatsiaro,mahatsiaro t'akaikinareo e
Maharary ny fo amyylb tsy mba mety mangiana
:;(malahelo)malahelo (anareo)anareo havan-tiana:: x3
--------
Link:
