Andao Hifamela (JW broadcasting)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Haiko ianao hoe te hanampy an’ahy,
Tia manoro sady tsara fanahy.
Ny wzsiiend teninao anefa mankarary,
Ka tsy mahatanty aho fa mamaly.
Hay ’zaho wofsd koa mba diso ihany.

(FIVERENANA)
Io masoandro io raha mbola eo,
’Zay tsy nety androany avela hatreo.
’Ndao isika hifanatona
Ary hihavana indray.
Mifona akia, tiako ange indr?.

2. Tsy mifanara-tsaina indray isika,
Samy entim-po dia lasa masiaka.
Nefa avy eo ’nge tonga saina ihany.
Tsy aleo alamintsika izany?
Dia aleo hivalona any.

(FIVERENANA)
Io masoandro io raha mbola eo,
’Zay tsy nety androany avela hatreo.
’Ndao isika hifanatona
Ary hihavana indray.
Aza manahy, namako ialahy.

(TETEZANA)

Tsy ’zay tononkira.serasera.org teny na ny atao no avela cswiuv handrava izao fihavanantsika izao.
’Ndao hifamela, koseho ’zay tavela.
Dia tsy hifankafoy izaho sy ianao.

(FIVERENANA)
Ny masoandro aza avela ho dify,
’Ndao samy hiezaka hanao ’zay tandrify,
Ka mba hifanatona
Ary hihavana indray.
Fo madio ’zao, pejy vaovao.
’Ndao hifamela, fitiavana no ho tavela.

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0339