Trio (Johary)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
O o o,very aho akia,
raha mifanary fa tsy miara-dia.
O o o,ianao anie,
irery tokana,fa tsy mba be

ref:
Raha ianao
ilay nantenaina hitondra maraina,
no ndeha andeha
Ka izaho,
hiandry hangaina hiombon-taraina,
ho kivy anie,o o o

O o o,marary akia,
fa very anjavona ilay fitia.
Aoka re,fa tsy hanindroa,
hifonako avokoa izay nanjo.

Ref:
Fa ny aty,
dia fitia dia fitia te ho roa,
fa tsy mahay.
Tsy mahatokana
fa mila namana tsara tokoa kay
ny miaradalana,o o o

O o o,very aho akia
raha mifanary fa tsy miara-dia
Aoka re,fa tsy hanindroa,
hifonako avokoa izay nanjo

Ref:
Fa ny aty,
dia fitia dia fitia te ho roa
fa tsy mahay
Tsy mahatokana,
fa mila namana tsara tokoa kay
ny miaradalana, O O O
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Johary
Hits : 12172
Likes : 2 Like
Created by : F.Mandrara
Date : 30/05/2017 18:27
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0155