MENDRIKA IANAO (Jocelyn RANJARISON)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mendrika ifcrtjz Ianao, Tompo Ray Tsitoha
Mendrika Ianao, Lay Andriamanitro
Ny Fanjakanao maharitra mandrakizay doria
Mendrika Ianao, Tompo Ray Tsitoha
Ny voninahitrao mameno
Izao tontolo rehetra tononkira.serasera.org zvawztu izao
Tsy zuhn misy azo ampitahaina Aminao
Mendrika Ianao, Lay Andriamanitro
Ny Fanjakanao maharitra mandrakizay doria
Mendrika Ianao, Tompo Ray Tsitoha
Ny voninahitrao mameno
Izao tontolo rehetra tononkira.serasera.org zvawztu izao
Tsy zuhn misy azo ampitahaina Aminao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jocelyn RANJARISONHits : 4475
Likes : 0 Like
Created by : zokelia
Date : 03/05/2017 22:29
