HANARAKA ANAO (Jaw's Band)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hanaraka Anao zah Jeso malalako ohAnao tiako oh! Anao tiako oh!
Tsy ankilanao zegny lasa tsy zakako oh!
Anao tiako oh! Anao tiako oh!
N'inon'inona mitranga n'inon'inona manjo
Zaho tsy hiala ankilanao
Anao tiako oh ! Anao tiako oh!
N'inon'inona adin-tsaina n'inon'inona taraina
De apetrako Aminao
Anao tiako oh ! Anao tiako oh !
Jesosy oh!
Ho oh ou oh oh ho
Ho oh ou oh oh ho
Hanaraka Anao zaho
Raha tsisy an'ny Tompo tsy mandeha
Raha tsisy an'ny Tompo alou tsy afera eh
Le miasa saina irery tsy clé
Tsy vitako eh tena tsy vitako eh!
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Jaw's BandHits : 1301
Likes : 0 Like
Created by : Samson Patrick
Date : 21/11/2022 17:26