Ampidiro aloha ny tenimiafina
Raha mino Azy (Hosana Ambohijatovo Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mino Azy
Hajao ka toavy ilay Tompo mialoha anao
Ny voa izay nafafy tononkira.serasera.org na ireo asa mafy ho ambininy
Raha misy hakiviana soloy fifaliam-po
Ny zava-mafaitra tsy ho ela dia ho mamy tokoa
Ny ainy efovit aza foiny noho jvgwkw ny aminao
Ny kapoka, latsa dia samy natao
Nijaly ny Tompo nitondra ny feriny
Kanefa tsy nampiova ny heriny
Raha misy hakiviana soloy fifaliam-po
Ny zava-mafaitra tsy ho ela dia ho mamy tokoa
Banjino ny ampitso izay mbola tsy fantatrao
Ny andronao sisa iberizbk hatokany mba ho fihavaozana
Omeo toera-mendrika am-ponao ny Anaranay
Hifaly eo anilany ianao any am-parany
Ny ainy aza foiny noho ny aminao

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hosana Ambohijatovo FitiavanaHits : 997
Likes : 0 Like
Created by : nalliravahatriniarivo
Date : 27/06/2022 09:30