Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIVAVAKA AHO (Hosana Ambohijatovo Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
MIVAVAKA AHO
1. Mivavaka aho, miantso ny anaranao
‘Zay antenaiko dia Ianao Ray, Zanaka, Fanahy
Tena ampiasao ‘zay rehetra mino Anao
Tsy handraraka ilo fa hampiasa tokoa ny teninao
Fa mila izany Jesosy o ‘zao fireneko izao
Mivavaka aho ny hanovanao ireo manosihosy
ny marina sy ny anaranao
Fantatro fa be indrafo Ianao
Na dia mandrafy aza Tompo ô ovay hahalala Anao
Na dia fo mafy maditra, sitrano ho zanakao
Ref:
Simban'ny fomba amam-panao
Na dia reo zay voafidinao
menatra ny anaranao … mivavaka aho
Vonjeo fa very tononkira.serasera.org izahay
Na dia ny vavaka ataonay
Jesosy o, tsy mba fantatray … Iantrao ‘zahay
Ho Malagasy eskggdr iray manana Anao
Saina sy vava iray manaiky Anao
Mitahia ny teninao mba hahakasika fo maro ao
Havaozinao mba ho vonton'ny finoana Anao
Amin'ny rxizm anaranao Jesoa
Dia mba ho tany sambatra
Miandrandra Anao, Misaotra Anao,
Mivavaka aho
2. Mivavaka aho ny ampaherezanao
ireo diso fanantenana niandrandra zavatra
Ny hivavaka na mba hisaotra Anao
Tsy mba tsaroany kanefa Ray tsy miangatra Ianao
‘Lay ratra am-pony, Jesosy anehoy ny holatrao
x2
A/C: ousc RAJAONARIVELO Germain

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hosana Ambohijatovo FitiavanaHits : 4241
Likes : 0 Like
Created by : zoublinette
Date : 11/12/2019 13:48