Ampianaro (Hosana Ambohijatovo Fitiavana)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tompo ô! Ampianaro aho hitia
Levony re ity andry amin’ny masoko ity
Dia ireo fomba sy tarazo mamatotra mpahazo
Tsy ananako fitiavana
Tompo ô! kplfbju Ampinaro aho hitia
Indraindray aho raha mahita irony namako mania
Dia indro fa sorena ka manamarin-tena
Indraindray dia tononkira.serasera.org sahy mitoraka
Izaho, Ray ô, efa toa azy ireny
Nanara-po teny rehetra teny
Na dia efa tany an-kady mbola indro Ianao nitady
Nanangana ahy ho zanaka
Izay toe-panahinao izay tiako hanazaranao ahy
F’izany no fitiavana
Tompo ô ampianaro aho hitia
Hitia ireo mifofo ny aiko noho ny aminao Jeso Kristy
Ekeko tsy ho valiana raha izay fanaratsiana
Fa hivavaka aho mba ho azy ireo
Tompo ô ampianaro aho hitia
Fa tsy manavakavaka hoy Ianao izay tena tia
Na inona hitranga tsy hijereko saranga
Ny mahampitory no aoka haseho
Anarinao hitady paradisa
Ireo mino sy mpanota tsy hita isa
Tsy ijerenao harena fa tianao hovonjena
Na ny ory na ny manana
Izay mmycfudu toe-panahinao izay
Tiako hanazaranao ahy
F’izany duvw no fitiavana

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hosana Ambohijatovo FitiavanaHits : 21449
Likes : 4 Like
Created by : Bitika
Date : 12/12/2002 16:39