Ho doria (Herilalarasolo)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Niova ny fijeriko, toy izany koa ny anao
Nientana tokoa na ny fo, na ny saina yfamt amam-panahy
Ireo adiadintsika roa toa niravona ihany
Ka nifanaiky izaho sy ianao, tsy hifandao, fa hitambatra ho iray
Avadika ny pejy aloha, ny lasa hipetraka ho tantara
Izay rehetra nankarary fo, ho zary lesona hanatsara
Raha tojo ny hatsiaka moa ilay fitia no hanafana
Ka hifanaiky izaho sy ianao, tsy hifandao fa hitambatra ho iray
Tsy hoe izaho tsy ho tia na koa hoe sanatria ! Ianao no te handrava ilay fitia
Ireo sedra nolalovantsika wbauvt no hanamafy ny HO qcog DORIA
Ireo hadalana hiova ho fahendrena, mba hanamafy ilay fitia izay nekena
Ho mamy sy hamiratra hatrany toy ny volamena (humm humm)
Tsisy hitoetra irery eo na hipitrapitra, hifampitantana isika ho tafita
Manomboka izao ilay fitia vaovao
Miova izao ny lalana, ny antsika roa koa matotra
Efa nahazo toerana ilay fitiavana vaovao
Tsy sanatria hoe kilalao raha ny fiarahantsika amin’izao
F’efa ny ho avy , no tanjona, ilay fitia ho soa sy ho tsara
Tsy hoe izaho tsy ho tononkira.serasera.org tia na koa hoe sanatria ! Ianao no te handrava ilay fitia
Ireo sedra nolalovantsika no hanamafy ny HO DORIA

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : HerilalarasoloHits : 33
Likes : 1 Like
Created by : Herilalarasolo
Date : 31/08/2026 15:09