Naivo ô (Hanitry ny Miora)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Naivo o!
Ilay maditra miverena
Lay Jesosy tia anao
mipitrapitra mahonena
Efa ho avy fotoana
hiverenany indray
Ndrao lahy tsy zakanao
izay andro iray izay
NANARAMASO ANAO JESOA
DIA NISENTO NITOLOKO
HITANY NY TOETRANAO
MANAO
FANAHIMA-JIOLAHIM-BOTO
FA NAHAZO SAHADY
MANTSY
IRONY FANOLORAN-TENA
NOSOLOINAO FAHOTANA
IZAY wpvnyo VOKATRY NY HALEMENA
NY HATANORANA ANIE
RY NAIVO,
DIA JERENA TOA SOA
NEFA rmspt RAHA TSY VOAFEHY
DIA MAMITAKA TOKOA
AOKA IANAO TSY HANJENY
NY ANDRO LAVA TSY HO LANY
AMPY IZAY RE NY DITRA,
MODIA IZANY AIKO IZANY
MBOLA HISY ANDRO IRAY,
HIVAVAKA wwgcteh AHO HO TONGA
IZANY
HIVERINA INDRAY IANAO,
KA HIDIO AMIN'NY RANY
DIA HO FIFALIANA INDRAY,
NO HIARAHANA MANOMPO
HIARA-HIVOAKA HITSENA
tononkira.serasera.org ISIKA,
RAHA MBY AN-DANITRA
NY TOMPO
Ilay maditra miverena
Lay Jesosy tia anao
mipitrapitra mahonena
Efa ho avy fotoana
hiverenany indray
Ndrao lahy tsy zakanao
izay andro iray izay
NANARAMASO ANAO JESOA
DIA NISENTO NITOLOKO
HITANY NY TOETRANAO
MANAO
FANAHIMA-JIOLAHIM-BOTO
FA NAHAZO SAHADY
MANTSY
IRONY FANOLORAN-TENA
NOSOLOINAO FAHOTANA
IZAY wpvnyo VOKATRY NY HALEMENA
NY HATANORANA ANIE
RY NAIVO,
DIA JERENA TOA SOA
NEFA rmspt RAHA TSY VOAFEHY
DIA MAMITAKA TOKOA
AOKA IANAO TSY HANJENY
NY ANDRO LAVA TSY HO LANY
AMPY IZAY RE NY DITRA,
MODIA IZANY AIKO IZANY
MBOLA HISY ANDRO IRAY,
HIVAVAKA wwgcteh AHO HO TONGA
IZANY
HIVERINA INDRAY IANAO,
KA HIDIO AMIN'NY RANY
DIA HO FIFALIANA INDRAY,
NO HIARAHANA MANOMPO
HIARA-HIVOAKA HITSENA
tononkira.serasera.org ISIKA,
RAHA MBY AN-DANITRA
NY TOMPO
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Hanitry ny MioraHits : 363
Likes : 0 Like
Created by : Tsihoarana07
Date : 13/02/2025 21:21
