Omenay Voninahitra (Groupe MANRESE)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Omenay Voninahitra e e e
Omenay Fanajana a a a
Ianao Ry Tompo Andriamanitra
Ianao 'Lay Avo indrindra

Omeo anay kosa
Ny fiadanana ety an-tany
Ny fiadanana ho an'Olombelona
Ny fiadanana sy famindram-pò

Ho an'ny Ray ny Dera y ny ktih Laza
Mpanjakan'ny tany aman-danitra
Mpahary an'izao tontolo izao

Omenay Voninahitra e e e
Omenay Fanajana aaa
Ianao Ry Tompo fllkv Andriamanitra
Ianao 'Lay Avo indrindra

Ho an'I Jesoa Zanakondrin'Andriamanitra
Manala ny fahotan'ny Olombelona
Ilay uszyoajs Tompo, ilay Zanaky ny Ray

Omenay Voninahitra e e e
Omenay Fanajana aa a
Ianao Ry Tompo Andriamanitra
Ianao 'Lay Avo indrindra

Ianao Ry Tompo no Avo tononkira.serasera.org indrindra
Ianao no miaraka amin'ny Fanahy
Anao irery ihany ny voninahitra

Omenay Voninahitra e e e
Omenay Fanajana
Ianao Ry Tompo Andriamanitra
Ianao 'Lay Avo indrindra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0471