AZA MIRAIKI-PO (Groupe MANRESE)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv :
Aza miraiki-po amin’ny zavatry ny tany,
Fa ny bvps zavatry ny lanitra no katsaho.
Aza miraiki-po amin’ny tany,
Fa katsaho ny lanitra.
1- Sambatra ny fxxhxe olona mahafoy,
Izay kely ananany ho an’ny Tompo,
Fa ny lalan’ny olo-marina
No fifaliany, no itokianay,
Ny didin’ny Tompo ao an-tsainy isan’andro.
2- Tahaka ny hazo ambolena eny pfdu an-tsaha,
Eny an-tany lonaka izy,
Ny voany tonga ara-potoana,
Ireo raviny tsy mba malazo,
Ny ataony rehetra mamoa avokoa.
3- Tsimbinin’ny Tompo tononkira.serasera.org ny lalan’ny marina,
Ny fahafatesana tambin’ny ota,
Omeny zato heny kosa,
Ireo mahafoy malala-tanana,
Any an-danitra ny valisoany.
Aza miraiki-po amin’ny zavatry ny tany,
Fa ny bvps zavatry ny lanitra no katsaho.
Aza miraiki-po amin’ny tany,
Fa katsaho ny lanitra.
1- Sambatra ny fxxhxe olona mahafoy,
Izay kely ananany ho an’ny Tompo,
Fa ny lalan’ny olo-marina
No fifaliany, no itokianay,
Ny didin’ny Tompo ao an-tsainy isan’andro.
2- Tahaka ny hazo ambolena eny pfdu an-tsaha,
Eny an-tany lonaka izy,
Ny voany tonga ara-potoana,
Ireo raviny tsy mba malazo,
Ny ataony rehetra mamoa avokoa.
3- Tsimbinin’ny Tompo tononkira.serasera.org ny lalan’ny marina,
Ny fahafatesana tambin’ny ota,
Omeny zato heny kosa,
Ireo mahafoy malala-tanana,
Any an-danitra ny valisoany.
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Groupe MANRESEHits : 2313
Likes : 0 Like
Created by : gm10
Date : 10/01/2015 12:47
