Vonjeo ny taninay (Groupe Feo mitaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ref: Ny taninay etoy, fadiranovana e, eh
       Ny firenena anie, mahantra mitoreo
       Ny taninay etoy, fadiranovana e, eh
       Ny firenena anie, mahantra mitoreo

1. (He mahantra masikiny ka mikaiky Anao zahay ry Tomponay o,
     Jehovah Rainay
     Mahantra anie ny firenena ka mijaly mahonena
     Vonjeo re, Tompo o!) x2

     Ref: Ny taninay etoy, fadiranovana e, eh
            Ny firenena anie, mahantra mitoreo
            Ny taninay etoy, fadiranovana e, eh
            Ny firenena anie, mahantra mitoreo

2. (Marobe ny fahavalo te hamono hampimalo vonjeo zahay
     Ry Tomponay o
     Tsisy azo hitokiana hafatsy ny hazo fijaliana
     Vonjeo re, Tompo o!) x2

     Ref:  Ny taninay etoy, fadiranovana e, eh
             Ny firenena anie, mahantra mitoreo
             Ny taninay etoy, fadiranovana e, eh
             Ny firenena anie, mahantra mitoreo

    Bass: Ny taninay etoy (ouh ouh ouhouh ouh ouh)
             Mahantra mosare
             Ny firenena anie (ouh ouh ouhouh ouh ouh)
             Jereo fa mitoreo

             Ny taninay etoy (taninay etoy)
             Mahantra mosare (Mosare)
             Ny firenena anie (firenena anie)
             Jereo fa mitoreo (Mitoreo)

             Shalalalalala , vonjeo ny Nosinay (vonjeo ny Nosinay)
             Shalalalalala , miandrandra Anao ‘zahay
             Ay AyAyAyAah , vonjeo ny Nosinay
             Ay AyAyAyAah, miandrandra Anao ‘zahay
             Ay AyAyAyAah, jereo fa mitoreo, ouuh
             Ay AyAyAyAah, latsaka an-davaka ee

"Vonjeo ny taninay " Groupe Feo mitaona
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Groupe Feo mitaona
Hits : 16
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 17/06/2026 15:22
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1585