Veloma (Groupe Feo mitaona)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Hifarana hatreo ny fotoana, nifaliana niaraha nikalo
    Voatery hamonjy fodianan mbola alavitra mantsy ny akany ohh
    Izahay no voatery anda, fa ny Tompo dia homba anareo
    Raiso Izy hitoetra ao am-po, ny alahelo hisinda avokoa

Ref: (VELOMA EH VELOMA AH ) Veloma ahh eny veloma ahh)
       (VELOMA EH VELOMA AH) Hoy izahay izay voatery andao ouh)
       (VELOMA EH VELOMA AH) Veloma no apetrakay
       (FA NY TOMPO OUH) Fa ny Tompo ouh no homba sy hitahy
       (Eny re mandrampihaona ahh) Mandrampihaona tsy ho mandrakizay

2. Manantena indray andro any , mbola hiaona izaho sy ianao ouh
    Ny sento ny fo mitomany, hody ho fifaliana indray ohh
    Veloma ry ray aman-dreny, mandrampihaona tsy ho mandrakizay
    Zoky zandry sy sakaiza tiana,Tsy adino tsaroana tokoa

Ref: (VELOMA EH VELOMA AH ) Veloma ahh eny veloma ahh)
       (VELOMA EH VELOMA AH) Hoy izahay izay voatery andao ouh)
       (VELOMA EH VELOMA AH) Veloma no apetrakay
       (FA NY TOMPO OUH) Fa ny Tompo ouh no homba sy hitahy
       (Eny re mandrampihaona ahh) Mandrampihaona tsy ho mandrakizay
       (Eny re mandrampihaona ahh) Mandrampihaona tsy ho mandrakizay

       (VELOMA EH VELOMA AH ) Veloma ahh eny veloma ahh)
       (VELOMA EH VELOMA AH) Hoy izahay izay voatery andao ouh)
       (VELOMA EH VELOMA AH) Veloma no apetrakay
       (FA NY TOMPO OUH) Fa ny Tompo ouh no homba sy hitahy
       (Eny re mandrampihaona ahh) Mandrampihaona tsy ho mandrakizay
       (Eny re mandrampihaona ahh) Mandrampihaona tsy ho mandrakizay

       (Eny re mandrampihaona ahh) Mandrampihaona tsy ho mandrakizay
       (Eny re mandrampihaona ahh) Mandrampihaona tsy ho mandrakizay

Veloma "Groupe Feo mitaona "
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Groupe Feo mitaona
Hits : 14
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 16/06/2026 15:59
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0645