Eo Ianao (Groupe évangéliste AZF)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Refrain :
Ho hamasinina anie ilay Ray Tsitoha
Ho hamasinina anie ny Fanahinao
Ho hamasinina anie ny Anaranao
Tompo ô, Ho hamasinina Ianao

1. Manaiky Anao hanatrika anay
      Manaiky Anao hiara-hiasa aminay
      Manaiky Anao hampahery anay
      Koa misaotra Anao izahay
Refrain :
Ho hamasinina anie ilay Ray tzbyouzx Tsitoha
Ho hamasinina tononkira.serasera.org anie ny Fanahinao
Ho hamasinina anie ny zflaggz Anaranao
Tompo ô, Ho hamasinina Ianao

2.  bhjuypa  Tompo ô, mamelà ny helokay
      Diovy amin´ny Rànao izahay
      Mangetahetanao ny fanahinay
      Tompo ô, maniry Anao ny nofonay

3.   Ampaherezonao ny mpanomponao
      Mba hazavao ny fon´ny olonao
      Hahita rano velona avy Aminao
      Ary hahita ny voninahitrao
Refrain :
Ho hamasinina anie ilay Ray Tsitoha
Ho hamasinina anie ny Fanahinao
Ho hamasinina anie ny Anaranao
Tompo ô, Ho hamasinina Ianao

A/C : RANDRIAMAMPIANINA Jean Clarel (Novembre 2017)

--------
Link:
Comments
Toavininosy ( 25/03/2025 20:06)
Toa mbola tsy hita ao amin´ny application mobile ny hira nampidiriko tato azafady ??
hery ( 27/03/2025 10:14)
Efa ao ka.
Mino aho fa mampiasa ny version farany amin'ny application ianao.
Toavininosy ( 27/03/2025 18:13)
Version 3.0.6 no ampiasaiko fa mbola tsy misy
hery ( 27/03/2025 22:21)
Raha mampiasa version 3.0.6 ianao dia afaka mandeha ao amin'ilay hoe Paramètres (na Safidy), dia misy hoe Haka fanovàna.
Mila manana internet rehefa haka ny hira vaovao.
hery ( 27/03/2025 22:40)
Azonao jerena ato:
https://youtube.com/shorts/zGV4ZYryzO8
Toavininosy ( 28/03/2025 20:02)
Misaotra f´efa nety ilay izy
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Groupe évangéliste AZF
Hits : 674
Likes : 0 Like
Created by : Toavininosy
Date : 17/03/2025 19:58
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1476