Vetivety (Green)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
      Toa vetivety fotsiny ihany
      ’Zay niarahantsika izay
fchjwu      Vita avy hatrany tanaty andro iray
      Vita hatreo ilay fitia
      Nantenaina ho doria
      Semaban-drahona manimba hasambarana

Fitia mbola kely haitraitra ihany
Tsy latsam-paka tao am-ponao tao
Fa ny lalanao ho lavalava ihany
Any aoriana tsy ho izaho intsony

      Fa nahita iray vaovao
  cgftux     Ka nano veloma hatreo
      Namery toky ianao
      Anefa tsy hiseho
      Tsy manatrika ahy akory
      Izaho ihany no nitady
      Sy tononkira.serasera.org ’lay foko ory
      Navela mba hiady

Fitia mbola kely haitraitra ihany
Tsy latsam-paka tao am-ponao tao
Fa ny lalanao ho lavalava ihany
Any aoriana tsy ho izaho intsony

      Kanefa moa, atao ahoana indray no hitazona
      Nefa tsy sitrako
      Tsy afaka aho
      Ny hanery adfafg anao aho izao fa tonio ny fo
      Any aoriana any angamba

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Green
Visites : 5735
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Aina
Date : 18/11/2001 13:11
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0136