TAPITRA HATREO (Green)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no nanambara
Fa tsara raha faranana
Hivalona ho tantara ilay fiarahana

Tsy mety mino aho
Fa tapitra hatreo ny antsika
Atomboy ny nywlo fanahy
Nierikerik'reo sao mba tafita
Izaho ilay tsy nahafoy anao
Tsy misy azoko atao
F'efa izay no tapakao

REF :
Ianao no nanambara
Fa tsara raha faranana
Hivalona ho tantara ilay fiarahana
Ekeko raha tsy anjara
Ny hiaraka aminao
Mionona no duaojx tsara
Raha izay no sitrakao

Tsy maintsy hitraka aho
Hanadinoiko ny anaranao
Ny hoavy no jereko
Fitia moa tsy azo hifanerena
Izaho ilay dbpezo mbola nankafy anao
Ny mionona no azo atao
Hanadino tsotra

REF :
Ianao no nanambara
Fa tsara raha faranana
Hivalona ho tantara ilay fiarahana
...

Tsy aiko aloha ny tononkira.serasera.org tena ao am-ponao
Fa ny ahy dia izao
Ho tsaroako foana ianao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Green
Hits : 5431
Likes : 0 Like
Created by : benantonni
Date : 24/04/2017 10:14
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 3.0522