MATOKIA AZY (GMMC)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Izay fwiq rehetra ataonao
Atolory tononkira.serasera.org Azy dieny izao
Hovahany avokoa ny olanao
Ireo adin-tsainao hisinda sady handao
Matokia Azy ianao fa hainy atao
Ny ditranao hatrizay
Ialao fa ampy izay
Hofafany avokoa raha mety ianao
Sorisory hatrizay ho adino io fa aza manahy
Matokia Azy ianao fa hainy atao
Fa Izy irery ihany no mahay manampy anao
Ny ditranao hatrizay
Ialao fa ampy izay
Hofafany avokoa raha mety ianao
Sorisory hatrizay
Ho adino io fa aza manahy
Matokia Azy ianao fa xrbkthve hainy atao
Izy no mahay mamafa sorisory,adin-tsaina isan’andro
Izy no mahafantatra izay mahasoa sy izay mety mahatsara
Hainy bcml avokoa izay ilainao sy tianao,kasainao
Izy irery ihany no manampy anao
MATOKIA AZY IANAO FA HAINY ATAO
IZAO REHETRA REHETRA IZAO

--------
Link: