Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ry Fitiavako (Fy Rasolofoniaina)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RY FITIAVAKO
Tsisy kanto, tsisy tsiro azo oharina aminao
Vaky vava izay nahita sy nandre ny lazanao
Izaho mahalala fitiavana lalina noho ny ranomasina
Fitiavana mamy lavitra noho ny tantely amin’ny molotra
Izaho mahalala fitiavana lalina tsy mivadibadika
Fitiavana marina, fitiavana marina
Ry fitiavako!
Endre ny hatsaranao
Ny fitiavako dia
Any amin’izay misy anao
Fatiantoka bvdsq izao rehetra izao raha oharina amin’ny fahalalana anao
Ny ahy ny tononkira.serasera.org aiko, na oviana, tsy ho an’iza afa-tsy ho anao
Izaho mahalala fitiavana lalina noho ny ranomasina
Fitiavana mamy lavitra noho ny tantely amin’ny molotra
Izaho mahalala fitiavana tsy mivadibadika
Fitiavana marina, fitiavana marina
Ry fitiavako!
Endre ny hatsaranao
Ny fitiavako dia
Any amin’izay misy anao
Amiko ny fahavelomana
Ny atao hoe fiainana, dia ianao, ianao
Tsy ampiana zavatra hafa fa ampy tena ampy
Ho fanavotana ahy ianao, ianao
Fa tsy misy tsara, tsy misy baqryzvp ambony
Tsy misy mendrika noho ianao
Ry fitiavako!
Endre ny hatsaranao
Ny fitiavako dia
Any amin’izay misy eubghur anao
REKO FY AND HIS BAND

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Fy RasolofoniainaHits : 9030
Likes : 1 Like
Created by : nyaroandriamihajarivo
Date : 04/11/2019 09:41