mandako sy aroko (Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1misesy mamely ahy ny fahantrana
Sy ireo olana dllxt mianjady fisedrana
Fahoriana fanenjehana ihany koa
Toa mikendry ahy mba ahamoy fo
Fa zakaiko am-pifaliana izay miseho
Tsy ho kivy aho tsy alaina tsy itoreo
Satria fantatro tokoa izay inoako
Ka tononkira.serasera.org ankiniko aminy ny foko
Ref : na dia mafy aza ireo mianjady sy mitranga e
Rivo doza mifofofo dia ho lanitra ho manga
Fa Jesosy no manda sy aro itokiko o o
Manamaivana mampitony izany fahoriako
Na mangidy toa tangaina izany fiainana eto antany
Fanantenako tsy fohana tdkjhij fa hitombo hatrany hatrany
Ny Andriamanitra hinoako
Tsy amela ahy irery
Fa manohana ahy hatrany
Ka manampy sy mijery
Tsy ho kivy aho fa Izy mampahery
2 ry sakaiza aza kivy mitoreo
Mitraka ka Jesosy no jereo
Izay mitantana mivimbina anao
Dia ho lavorary sy handroso izay atao
Tsarovy fa ny jkwmjas fiainana eto an tany
Tsy ilaozana alahelo sy tomany
Ny finoana no azomy aza variana
Ka ny andronao ho feno fifaliana
Ref : ....
Sy ireo olana dllxt mianjady fisedrana
Fahoriana fanenjehana ihany koa
Toa mikendry ahy mba ahamoy fo
Fa zakaiko am-pifaliana izay miseho
Tsy ho kivy aho tsy alaina tsy itoreo
Satria fantatro tokoa izay inoako
Ka tononkira.serasera.org ankiniko aminy ny foko
Ref : na dia mafy aza ireo mianjady sy mitranga e
Rivo doza mifofofo dia ho lanitra ho manga
Fa Jesosy no manda sy aro itokiko o o
Manamaivana mampitony izany fahoriako
Na mangidy toa tangaina izany fiainana eto antany
Fanantenako tsy fohana tdkjhij fa hitombo hatrany hatrany
Ny Andriamanitra hinoako
Tsy amela ahy irery
Fa manohana ahy hatrany
Ka manampy sy mijery
Tsy ho kivy aho fa Izy mampahery
2 ry sakaiza aza kivy mitoreo
Mitraka ka Jesosy no jereo
Izay mitantana mivimbina anao
Dia ho lavorary sy handroso izay atao
Tsarovy fa ny jkwmjas fiainana eto an tany
Tsy ilaozana alahelo sy tomany
Ny finoana no azomy aza variana
Ka ny andronao ho feno fifaliana
Ref : ....
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI)Hits : 419
Likes : 0 Like
Created by : Zaraina
Date : 05/06/2025 10:21
