Hevero ihany (Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 eh moa fantatrao vé izao Andro izao?
no mbola variana sy sondriana ianao
mba mieritrereta fa ho avy ny Tompo
eh maneke mibebaha ianao
Fa aza variana na koa milalao
Ho avy Ilay Andro, sao anenina ianao

Fiverenana : mba miova, miova dieny
fandrao, anenenanao
ka aza variana manjeny izao Andro izao
meteza, havaozina ianao
ho tonga ho olo-baovao
ka handova izany paradisa izany

2 mandalo anie raha fiainana an-tany
Tsy maharitra fa ho potika izany
ka saino ihany re izay hoavinao
Izay mafy tsy miambina re
dia atsipy ho amin'ny adobe
Ka anao n'y safidy izay tokony atao

Fiverenana : mba miova, miova dieny
fandrao, anenenanao
ka aza variana manjeny izao Andro izao
meteza, havaozina ianao
ho tonga ho olo-baovao
ka handova izany paradisa izany....

Anjaranao ary ny safidy, ny lanitra ve sa ny helo
Ianao ihany no masi-mandidy
Ny hoavy mba diniho sy hevero
Ny hoavy fiainana ve sa helo?...
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI)
Hits : 351
Likes : 1 Like
Created by : Zaraina
Date : 19/02/2025 17:17
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1446