hafa mihitsy ianao Jesosy (Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 mafy ny fiainana ETO, Mampitanondrika zaho,
mahakivy zaho izay miboaky rehetra ETO an-tany
Ny Harena ro tena an-draiky Amin'izao fotoana izao
Ka na anaovana habibiana, ino mahazo antsika?
2 very fanahy zahay, Mandinika ny ankehitriny
aiza rô Ilay fihavanana tsara be fahiny
Jesosy e, mila famonjena aminao izahay
Ka avoty, fa mijaly e, izahay Malagasy e

Refrain :
Ô! Arô Jesosy e! , zaho ts anilanao ô!,,,,,,
Miasa lôha zaho mararirary, tsy hitako ny atao ô
Ndre mafy n ady e!, Ny miaraka aminao o
Toa manjary Zay rehetra ataoko, fa hafa mihintsy Anao ô!

3 raha hoavy Jesosy Tompo, agalanao izao dia izao
Vonona sahady anao hitsena an'i Jesosy
Raha tsy haratsy fiafara anao dia miomana
Dia manaova ny soa sy ny tsara, ty fiainana ho rava
4 Ny vola ro fitadintsika, fa tsy hahavonjy ano
Ny fitiavana azy tafaoatra,. Tsy hahatonga ano any ankoatra
Namako o, arahana asa ny finoana ro azo antoka
Ka azomy, f(a) izao ihany, lalana mankany e

Refrain ...

Mai2025
A/C Hery Valisoa sy Ginot Andriam
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Feon'ny fifohazana miray (FEFIMI)
Hits : 72
Likes : 0 Like
Created by : Zaraina
Date : 08/11/2025 17:30
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0737