Njao mandona (Feon'Kalvary)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Njao mandona efa ela niandrasana anao
Jeso tia tsy mety sasatra mbola injao
He miantso, miangavy izy koa ekeo izy anio
Miandry anao mpanota ô dcqhmb valio
Moa ve tsy hangorakoraka ny fo raha mandre ny feony mitalaho
Moa ho lavinao ny fitarainany tsy mangina fa manantena anao
Ô vohay ny fo, ekeo mba honenany
Ô vohay ampandrosoy lay Mpamonjy tia
Ô vohay ianao ilay tena andrasany
Aza ela fa raiso anio Kristy
Raha nanjombona ny fiainanao hatrizay
Ny fonao vesaran-keloka kivy koa
Toa mahantra mandatsa koa qvvo reo tsy nety natao
Matokia fa Jeso tsy mandao
Noho ianao ilay tanam-bokovoko
Nozakainy ho fanavotana
Ô omeo ary ny fonao hitoerany fa hanjaka ao tononkira.serasera.org ny fiadanana
Ô vohay ny lkxktzr fo, ekeo mba honenany

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Feon'KalvaryHits : 1107
Likes : 0 Like
Created by : sitrakaandriantsoavina78
Date : 02/12/2020 10:50