JESOA no Ianteherako (Feon' ny Fahazavana Toamasina)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ianao no ianteherako
ianao no vatolampiko
Jesoa zoky fahamarinana ô ô
  
Ny fiainako ny asako ny vavako
dia tsinontsinona
raha tsy eo ianao manentana ahy
hiezaka aho ho tonga mpianatrao tokoa
misaotra indrindra, misaotra Jesoa

Raha sendra adim-piainana
raha tojo fahoriana
dia ianao mba hifikirako

Réf...
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.08