Cherin'aka (Elodie)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
na lavitra aza ny elanelan~tany
ny saiko mahatsiaro anao any
feno2 ny fo mitomany
malahelo ilay malalako aho izany

hoviana ianao no hoavy ?
izaho gllw cherie sasa~miandry e
tadidiko foana isika roa niaraka e
lay fihininao tantananao

fiv;
je suis a toi, tu est ma vie
anjarako ianao safidim~pitia
cherin'aka (4x)

na lavitra aza ny rqpsphi elanelan~tany
zah tononkira.serasera.org tsy miova fa ianao ihany
tsy andriko mintsy ny hiaonan~tsika indray
ny angolangolanao gfeys ny antaantanao

fiv:

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Elodie
Hits : 5432
Likes : 0 Like
Created by : Shcwarzeneric
Date : 27/04/2016 19:20
Audio

Audio not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0323