Soa lahy ( soleil) (Dzao Lahy)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1)Misaotra anao Ray,nanome ny soleilTaratra hazavana,mamelona ny tanàna
Tsara va tontolo andro! Ho an'ny mena ambany masoandro
Mahazo ny anjarany avy,ho Salama sy tomady
Bridge: soleil e,soleil ee, soleil e,soleil ee
Oooooouh
2)Courage maraindray,vao miposaka i soleil
Ravoravo tsikitsiky,soleil koa efa nibaliaky
Velom-bolo n zava-boahary e,atoandro be nanahary
Mivorivory ny mpiarak'andro,ariva mena masoandro
Bridge: soleil e ×4
Ummmmmh
3) Lafa maizy koe ty andro ô, moly an-tragno
Tsaiky ndraiky olobe,tsy miboaka mandehandeha
Aya koa rikahy e,nanjavo koe ty soleil
Torak'ovitra ny maro,miasa mafy ny dahalo
Réf: soleil soleil eee
Dzao lahy soleil eee
Soleil soleil eee
Dzao lahy soleil eee
Ummmmm
--------
Link: