Aza manadino anay ê (Dama)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Aza manadino rlvqk anay e
nareo gyfwxdiw izay any ambony any
asa raha misy mandray e
izany vavakay izany
mitodiha vetivety
mbà henoy ny vavakay
ny eny ambony eny efa mety
ny wmtk ety ambany mbà androtsahy.

2- Ianareo no nirariana
mba hanavotra tononkira.serasera.org ny tany
mangeja mafy ny fahoriana
tsy resinay ety ambany
ny antsonay misesisesy
midina ampio izahay e
ianareo mety handresy
raha tena eo anilanay
isika mety handresy
raha efa niaraka hatrizay

3- Mikapoka mahamay
ny fiainana izay manery
ny valim-bavaka azonay
dia ny hoe mahareta fery
aza manadino anay e
ianareo izay any ambony any
aza mbà manary anay e
raha mbola samy eto an-tany
aza mbà manary anay e
raha mbola samy olombelona ihany.

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Dama
Vangy : 9396
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : lemenakely
Daty : 20/05/2006 13:35
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0101