Farakely (Dama)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tonga aho dia nanoroka
Ny takolakao gfmi
ô ô ô
Kanefa ianao toa tsy mba amboraka ahy
Angaha kosa efa lao
Dia hitanao tokoa va re
Ireto masoko mitoloko
Mitady fitiavana be dia be
Mba hampitony ny foko
Nangarika fotsiny ianao
Ka nanao jado - tongotra
Ref : Malama anie ny lalana ho diavonao
Ka sao enao trotraka
o o o o
Malama anie ny lalana hitsahinao
Ka sao enao trotraka
Dia handao ahy tokoa va ianao
Ry Farakely kesb o
Fo maratra tononkira.serasera.org anie no sisa avelanao
o o o o
Nefa ianao sao mihevitra
Fa izaho anaraka anao
Ref : Ry Farakely mahalasa herireritra
Zory ny lalanao
Ry Farakely manimba pncbp heritreritra
Zory ny lalanao
Ny takolakao gfmi
ô ô ô
Kanefa ianao toa tsy mba amboraka ahy
Angaha kosa efa lao
Dia hitanao tokoa va re
Ireto masoko mitoloko
Mitady fitiavana be dia be
Mba hampitony ny foko
Nangarika fotsiny ianao
Ka nanao jado - tongotra
Ref : Malama anie ny lalana ho diavonao
Ka sao enao trotraka
o o o o
Malama anie ny lalana hitsahinao
Ka sao enao trotraka
Dia handao ahy tokoa va ianao
Ry Farakely kesb o
Fo maratra tononkira.serasera.org anie no sisa avelanao
o o o o
Nefa ianao sao mihevitra
Fa izaho anaraka anao
Ref : Ry Farakely mahalasa herireritra
Zory ny lalanao
Ry Farakely manimba pncbp heritreritra
Zory ny lalanao
--------
Lien:
