Dama

Nampiditra https://tononkira.serasera.org/mpihira?username=
07/12/2004 12:07
Hiran'i Dama 7 Jereo eto
Vangy : 5947
Mpankafy : 0 Ankafizo

Hevitra momba an'i Dama

lemenakely (20/05/2006 21:11)
RASOLOFONDRAOSOLO Zafimahaleo moa no tena anaran'ity mpanakanto ity.
Teraka t@ taona 1954 izany hoe 52 taona izy @ izao taona 2006 izao.
BOB DYLAN gasy moa no fiantsoan'ny maro azy mitendry: guitare,kabôsy ,ary harmonica.
Rainivoanjo,Vaon'ala ....tany @ taona 1970 tany ho any no nanombohany nihira ireo hira ireo.
Manana album maromaro izy ary isan'iray izay tiako ilay niarahan'izy sy D-GARY,mahafinaritra tokoa .

Hiran'i Dama (7)

© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0114