TEO IMASO (DAFAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Teo imaso ny reninao
Teo imaso ny zandrinao
Teo himaso iny bandy iny
Izay tsy fantatrao anarana akory
No mba nanolorako anao
Ny taratasy, ny vola, sy ny sary

Ny vola sy ny sary
Dia naverinao
Ary ny taratasy
Enga anie
Mba tsy novakian’iny bandy ny

Efa mba misy ihany
Izay vehivavy niaraka tamla izay a !
Nefa ianao
Nampijaly ny foko ay !
Fitia vao niatomboka
Ny antsika sy ianao
Izaho anefa tena tianao
Ny olana anefa
Dia ny reninao
Izy nanenjika ahy mafy da mafy e !
Efa nila tsy tanty e !
Ka inona ny atao e !
Tsy miaraka aminao aho very ny fitia
Miaraka aminao aho ray amandreninao
Manenjika ahy
Ka inona no atao ho e !

Toa tsy mba misy
Fahalalahana ho ahy
Raha izay fitiavana
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : DAFAH
Hits : 396
Likes : 0 Like
Created by : boranjok
Date : 20/11/2021 13:43
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0832