INONA NO METY (DAFAH)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Inona no mety (2x)
Andraso vetivety (2x)
Ity andro fety e (2x)
Dia manao ny tsy mety (2x)
I zanety e (2x)
Miseho vedety (2x)
Amin’ity bandy e (2x)
Tsy manambareventy (2x)

Oio ! oio !
Oio ! oio !
Oio ! oio !
Oio ! oio ! (2x)

Masiaka (2x)
Zanety masiaka (2x)
Rivo masiaka (2x)
Zanety amintsika (2x)
Leba dia trotraka (2x)
Fa tsy mamokatra (2x)
Tehaka ny vokatra (2x)
Zanety mangotra (2x)

Zanety (2x)
Tratry ny fety (2x)
Aoka vetivety (2x)
Sa ve tsy mety (2x)
Felaka be (2x)
Indray mande (2x)
Ka fanina izy e (2x)
Tamberon-tany (2x)
Oi e ! a !
Tsy tinay (2x) zanetinay (2x)
Mamaivay (2x) takolakay (2x)

Zanety apodio e ! e ! e ! e !
Apodio e ! any aminareo e

Te anambady azy eo
Zay vao hoe mankaleo
Vonjeo rabefeo
Atakeny a ! ry zareo (2x)

Inona ny mety (2x)
Andraso vetivety (2x)
Ity andro fety e (2x)
Dia manao ny tsy mety (2x)
I Zanety e ! (2x)
Miseho ho vedety (2x)
Amin’ity bandy e ! (2x)
Tsy manambaraventy (2x)
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : DAFAH
Hits : 351
Likes : 0 Like
Created by : boranjok
Date : 20/11/2021 13:44
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0713