Ampidiro aloha ny tenimiafina
Ry Fanahy Masina (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Ry Fanahy Masina ôMba tongava eto aminay Ianao
Hanazava ny sainay
Ka hamantaranay
Ny lalana natoronao anay
Fiv: Avia eto aminay
Hanazava ny sainay
Avia eto aminay
Hankahery koa anay
Sy hanamasina anay
2) Ry Fanahy Masina ô
Mba atrehonao izahay
Ampaherezo koa
Fa tena mila hery
Avy aminao Fanahy Masina ô
3) Ry Fanahy Masina ô
Mba midina eto aminay
Hanamasina anay
Hamerina indray
Ireo Fanahy efa mila ho very
A/C : EPALA Lovasoa Huberto Fortunat
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe FianarantsoaHits : 2321
Likes : 1 Like
Created by : hubertoepala
Date : 08/08/2017 06:50
