Ny fitiavako ny tranonao no maharitra ny aiko (Chorale Orimbaton'ny Fanantenana Ankazobe Fianarantsoa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fiv: Ny fitiavako ny tranonao no maharitra ny aiko.
Ka hanokanako ny andrompiainako ny fiarovako an’ilay reniko.

1)Hikatsaka isan'andro izahay.
Hanatsara hatrany hatrany ny tvpg fiangonanao.
Ka na dia maro aza ireo olana.
Tsy hataonay sakana fa wqktg hohery hoanay

2)Ny fiangonanao ry Ray
Nataonao ho fiantsoana anay.
Ka hataonay sanatria, ny tsy hamaly.
Ireo antsonao miantso vxslrdn anay.

3)Izahay tanoranao koa ry Ray.
Hanentana ireo namanay.
Hampandroso tononkira.serasera.org hatrany ny fiangonanao.
Hampitombo hatrany ireo olonao.

4)Nefa anie izany ezakay izany
Ilanay fanampiana avy aminao
Ka esory eo aminay izay mety ho sakana
Tsy hahafahanay ny hidera anao


A/C : EPALA Lovasoa Huberto Fortunat

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0363