ANDAO HIDERA (Chorale Amboaram-Piderana Mangatany)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
(Sôlô) 1°/Heniky ny hafaliana sy ny haravoana ny fonay hidera Anao
Hery sy ny voninahitra tsy tambo isaina Ka mahatalanjona

(Sôlô)Heniky ny hafaliana sy ny haravoana ny fonay hidera Anao
Chœur (Hidera hankalaza izahay eh! Hidera mandrakizay)
(Sôlô)Hery sy ny voninahitra tsy tambo isaina Ka mahatalanjona
Chœur (Derainay Ianao Ray ô! fa tsara Ianao)

Ref:
Andao andao hidera
(Andao andao hidera ny anarany)2è voix
Andao andao hifaly
(Haneho koa ny hatsaràny) 2è voix
(Fa mendrika azy)3è voix
(azy) 1,2è voix
(Ny fiderana)3è voix  (DERAO)4è voix
ka hobio sy hankalazao

(Sôlô) 2°/Ny omaly,ny anio,ny ampitso,ny hoavy tontolo omeko daholo
Ny tena,ny aina,ny ranao foinao ho anay Mba ho famonjena

(Sôlô) Ny omaly,ny anio,ny ampitso,ny hoavy tontolo omeko daholo
Chœur (Tena foiko ho anao eh! Ho anao mandrakizay)
(Sôlô) Ny tena,ny aina,ny ranao foinao ho anay Mba ho famonjena
Chœur (Derainay Ianao Ray ô! fa tsara Ianao)

Ref:
Andao andao hidera
(Andao andao hidera ny anarany)2è voix
Andao andao hifaly
(Haneho koa ny hatsaràny) 2è voix
(Fa mendrika azy)3è voix
(azy) 1,2è voix
(Ny fiderana)3è voix  (DERAO)4è voix
ka hobio sy hankalazao

(TSARA , SADY MPANAO NY TSARA) X4
                                       A/C: SANDA ZO
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.077