Vahiny (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Fa vahiny izy, vahiny mba nandalo
Tsy nivatravatra na hoe nanao ambozizy
Na fianakaviany na izay tany nihaviany
Tsisy nahalala akory na nanao hlhyeos hoe fotory
Nipitrapitra izy, tsy sahy niteniteny
Nefa dia tononkira.serasera.org nambabo tsy nahy, nambabo fanahy
Ny tepon’ny foko natahorako ho reny
Nony sendra topi-maso tsy mba niniany akory
Fa raha toy izay hono, tonga dia nolazainy
Ireo teny nantenainy saiko
Ho asa angamba, izay zava-nitranga
Sanatria ho safotra aho angamba
Fa saingy tsy izany, tsy izany no niseho
Fa fotoana vitsy dia hay nandao ilay vahiny
Tsy kvvcy nanaraka azy aho, tsy afa-nanoroka pywjlkgb azy aho
Teo dia vita ny tantara, anay sy ilay vahiny.
Tonony : BESSA
Feony : Noël RAKOTOARIVONY
Mpihira : LOLA
Mpandrindra : ARO
http://www.geocities.com/TheTropics/Shores/2640/

--------
Link: