Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tsy ahoanao (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy ahoako akory ny tononkira.serasera.org hahalala
Hoe iza ianao na avy aiza ianao
Ny zava-dehibe ry malala lazaiko anao
Dia izao fitia tafaray ny jaguyb ahy sy ianao
Ref: Tsy ahoanao izay volonkoditro na razako
Na izay toetran-tanindrazako
Tsy ahoanao
Tsy ahoanao na iza n iza no anarako
Na izay antokom-pivavahako
Tianao aho
Tsy ahoanao na iza n iza no anarako
Na izay antokom-pivavahako
Tianao aho tianao aho
Aoka ho aabejugo an'ny lasa izay l'asa
Ka ny joqamifj herintsika ho lohany
Hoentintsika hiara-miasa
Mba hanondrotantsika ho ambony
Ny fitia iraisantsika ho doria
Réf...(bis)
Hoe iza ianao na avy aiza ianao
Ny zava-dehibe ry malala lazaiko anao
Dia izao fitia tafaray ny jaguyb ahy sy ianao
Ref: Tsy ahoanao izay volonkoditro na razako
Na izay toetran-tanindrazako
Tsy ahoanao
Tsy ahoanao na iza n iza no anarako
Na izay antokom-pivavahako
Tianao aho
Tsy ahoanao na iza n iza no anarako
Na izay antokom-pivavahako
Tianao aho tianao aho
Aoka ho aabejugo an'ny lasa izay l'asa
Ka ny joqamifj herintsika ho lohany
Hoentintsika hiara-miasa
Mba hanondrotantsika ho ambony
Ny fitia iraisantsika ho doria
Réf...(bis)
--------
Link:
