LAVITRY NY MASO (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha ny fitia tsy feno fa fenofeno monja
Hitopatopa ihany manahaka ny onja
Raha fitia ivelany tsy latsaka ao anaty
Ka vetivety foana, halady mora maty
Dia betsaka coyepy no mino sady mankato )2
Fa ny lavitry ny maso rqtuqofc dia lavitry ny fo )
Fa samy hafa kosa, tena mifanohotra
Tsapanoa miavaka, tsy pempo fa mivoitra
Raha fitia voasedra fa saraka ny tena
Tsy manjary ankosotra ny tena volamena
Satria mantsy izao fitia tsy mety lo )2
Fa ny lavitry ny maso vao tena akaiky ny fo)
Mba tiako kely indray haverina aminao
Tsy szheyu mba mety tonta fa maika mihavao
Ny tena fitiavana nakamban-Janahary
Mifaningotra aina toa ny vita rary
Ka na dia lavitra aza, masina ny zo )2
Fa lavitry ny maso, vaomaika akaiky tononkira.serasera.org ny fo.)
Hitopatopa ihany manahaka ny onja
Raha fitia ivelany tsy latsaka ao anaty
Ka vetivety foana, halady mora maty
Dia betsaka coyepy no mino sady mankato )2
Fa ny lavitry ny maso rqtuqofc dia lavitry ny fo )
Fa samy hafa kosa, tena mifanohotra
Tsapanoa miavaka, tsy pempo fa mivoitra
Raha fitia voasedra fa saraka ny tena
Tsy manjary ankosotra ny tena volamena
Satria mantsy izao fitia tsy mety lo )2
Fa ny lavitry ny maso vao tena akaiky ny fo)
Mba tiako kely indray haverina aminao
Tsy szheyu mba mety tonta fa maika mihavao
Ny tena fitiavana nakamban-Janahary
Mifaningotra aina toa ny vita rary
Ka na dia lavitra aza, masina ny zo )2
Fa lavitry ny maso, vaomaika akaiky tononkira.serasera.org ny fo.)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : BessaVangy : 6438
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : TSINGORY
Daty : 29/03/2005 12:53
