Ianao no heriko (Bessa)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
rxcmmkhb Mifaly tononkira.serasera.org aminao ny foko Andriamanitra ô
Fa miposaka ao ny taratry ny lanitra
ref
Tononkalo vao no indro izao ateriko
Tompo ô ianao no tanjako sy heriko
Manazava oxspzjg ahy ny endrikao somamby
ravo ny fanahy fa voatambitamy
ref:....
Ny androko omaly maratra raha atambatra
Toloranao fitia ka tony gbljtiei sady sambatra
(Hirain'ny RFF Amparibe)
Fa miposaka ao ny taratry ny lanitra
ref
Tononkalo vao no indro izao ateriko
Tompo ô ianao no tanjako sy heriko
Manazava oxspzjg ahy ny endrikao somamby
ravo ny fanahy fa voatambitamy
ref:....
Ny androko omaly maratra raha atambatra
Toloranao fitia ka tony gbljtiei sady sambatra
(Hirain'ny RFF Amparibe)
--------
Link:
