Andapa (Bessa)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tongava soa ialahy tandremo raha mby any
Fandrao lazain’ialahy i Papa hoe tomany
Ny anafarako an’ialahy ho any Andapa
Sao i Mama malahelo koa

Raha vao tafidina avy eny ambony fiara
Tsoahy ny kapa na kiraro hanambara
Fa tany mamintsika anie ny any Andapa
Any Andapa lapa soa tokoa

Lazao i Lôra hoe ilay sarinay taty
Tsy miala tononkira.serasera.org eny amiko ohatran’ny hohaniko
Ampihomehezo koa Kalalandy sy Gaby
Eny Ambodiangezoka
Itondray sluit angezoka

Tongava soa ialahy
Veloma any Andapa
Ampifalio ny fon’i Mama sy i iula Papa
Fa raha anxu tafita hoe isika any aoriana
Any Andapa no hodiana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Bessa
Hits : 7101
Likes : 0 Like
Created by : Bitika
Date : 12/12/2002 13:38
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0128