Andeha ho aiza ianao ry arosy (Bandin'Ambohimiadana.)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mangingina zareo ny tanana
fa nilaozan'ilay havan-tiana
ka ny saina no mamerovero
fa tsy afaka ny handeha irery
Rainay o! ×2
Inty ilay zanakao fa tsy tamana eto an-tany
tsy rznoztu iray na roa no andrasanay
f'izay voaantsonao ry Ray
Harivariva zareo izany tononkira.serasera.org andro
Ahatsiarovako ny any aminay
ka ny saina no mamelovelo
fa tsy afaka ny andeha irery.
Kristy o! ×2
Iraho ny anjelinao
tsenao antsasa-dalana izy
fa lavitra akaiky ny any Aminao
ny eo ankavananao ry Ray.
Andeha ho aiza ianao ry arosy wkbc
izay mikopak'elatra mandia miantsinana
hamakivaky ny alan-tapia
fa nahoana raha andeha hifankatia
Hody ve sa hijanona e
Ny tompon-tanana eto ihany
Tsy tompon-tanana no andrasanay
fa ny havana malalanay
Atsinanana any no misy an-dRasaraka
Any andrefana any no misy an'Ankaratra
Varavarakely dia vita fitaratra
ireto company dia tsy mba hisaraka
zqxydzu
fa nilaozan'ilay havan-tiana
ka ny saina no mamerovero
fa tsy afaka ny handeha irery
Rainay o! ×2
Inty ilay zanakao fa tsy tamana eto an-tany
tsy rznoztu iray na roa no andrasanay
f'izay voaantsonao ry Ray
Harivariva zareo izany tononkira.serasera.org andro
Ahatsiarovako ny any aminay
ka ny saina no mamelovelo
fa tsy afaka ny andeha irery.
Kristy o! ×2
Iraho ny anjelinao
tsenao antsasa-dalana izy
fa lavitra akaiky ny any Aminao
ny eo ankavananao ry Ray.
Andeha ho aiza ianao ry arosy wkbc
izay mikopak'elatra mandia miantsinana
hamakivaky ny alan-tapia
fa nahoana raha andeha hifankatia
Hody ve sa hijanona e
Ny tompon-tanana eto ihany
Tsy tompon-tanana no andrasanay
fa ny havana malalanay
Atsinanana any no misy an-dRasaraka
Any andrefana any no misy an'Ankaratra
Varavarakely dia vita fitaratra
ireto company dia tsy mba hisaraka
zqxydzu
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Bandin'Ambohimiadana.Hits : 217
Likes : 0 Like
Created by : DaheryJunior
Date : 26/02/2026 11:22
