Izy Iny (Babai Lugu)

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Misy tsiky
Hahatsiarovanao azy iny
Misy zbnpu teny
Hahenoinao azy iny
Maro ireo loko
Hanao sary an’azy iny
Nandramanao aby
Izay hanadinoina azy iny

Vaiavy maro,
Lambarano,
Tsy hahasarona azy iny

Marary fo
Toa marary saina
Marary tokoa
Ianao izato malaina

Va izy ? tononkira.serasera.org Va izy ?
Ilay lolo ao an-dohanao rvcijuwc ao e
Ilay lolo ao ofhxbt an-dohanao ao e

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Babai Lugu
Hits : 782
Likes : 0 Like
Created by : garii
Date : 30/09/2024 10:40
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1075