TY FIAINANA ITY (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ty fiainaina ity,e ! e !,mandalo mielina tsy misy soa
Tsy azo ianteherana andao namako ô
Andao hivavaka andao namako ô
Andao hibebaka

(Miomana)fa ho avy ny andro fihijinjana
Ny Tompo mihitsy no hanavaka
Ny voa amin’ny tsiparifary
Faingaina ianao ka andao anio andao izao

Ty fiainaina ity,e ! e !,mandalo mielina tsy misy soa
Tsy azo ianteherana andao namako ô
Andao hivavaka andao namako ô
Andao hibebaka

(Tsarovy) Tsarovy ny fiainana eto manam-pretra
Hazony ny tsara fikiro izay soa,
Fa ho avy Jesosy hitsara ny olon-drehetra
Faingaina ianao ka andao anio andao izao

Ty fiainaina ity,e ! e !,mandalo mielina tsy misy soa
Tsy azo ianteherana andao namako ô
Andao hivavaka andao namako ô
Andao hibebaka

ASAFA 2012
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)
Hits : 31
Likes : 0 Like
Created by : Berova
Date : 09/11/2024 18:54
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0783