MANDINIHA (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
RY OLONA O MANDINIHA (x2)
FA JESOSY NO NAMONJY ANAO
KA MAIVANA NY HELOKA ANAO
AZA MBA MIREHAREHA (X2)
FA NDRAO HO LAVO EO IANAO
KA TSY MISY FANAFANY

Tsy ny fanananao  no harena
Na ny fahaizanao no fahendrena
Hanasoavy ny manodidina
Ireo talenta anao

Raha diso lalana ianao
Raha diso hevitra ianao
Izao no ataovy ao an-tsaina
Ka raketo ao am-po

Mifankatiava ry velon’aina
Manaovasoa sy mifandefera
Sao voafitaka sao voafandrika
Ka diso lalana

RY OLONA O MANDINIHA (x2)
FA JESOSY NO NAMONJY ANAO
KA MAIVANA NY HELOKA ANAO
AZA MBA MIREHAREHA (X2)
FA NDRAO HO LAVO EO IANAO
KA TSY MISY FANAFANY

Album 2
A/C : Fiononana
2017
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)
Hits : 76
Likes : 0 Like
Created by : Berova
Date : 09/11/2024 19:12
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1667