MAMINDRA FO AMIKO (ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Reraky ny hadalana vita izay nataoNirehareha tamin'ny ditra nilalao
Tsy mahalala ny hiafarana
Fa voagejan'ny satana
Indrisy fa toa fahajambana tsy azo ialana
Nihevi-tena ho ambony fanaperana
Fitiava-tena lolom-po mibahan-toerana
Nihazohazo tsy hay tohaina
Fiafarana hamoizan'aina
Vonjeo ry Ray f'Ianao no antenaiko hanafaka ahy
FIV:
Mifona Ray;fa nanota taminao aho
IFONAKO,fa tsy mendrika ho Anao
Mifona e,fa naniratsira Anao aho
Mamindra fo amiko Jesosy ô(@ farany x 2)
Neniko avokoa ireo rehetra zay natao
Ankehitriny aho vonona hanompo Anao ry Ray
Handà anao ry adalana,
Sy'Reo fitakao satana
Jesosy ô raiso ho Anao 'zaho, hanjakao
Raha ny angataka Aminao dia fataonay Jesosy
Ny hiantahanta koa matetika amin'ny vavanay
Mody manao ny Asanao nefa,endrika ivelany(sanatria)
Ity ny foko omeko Anao re mba sasao(x2)
Pont:
Ny tananao no iriko hitantana ahy
Ny famindramponao anie ho fiainako
FIV:
Mifona Ray;fa nanota taminao aho
IFONAKO,fa tsy mendrika ho Anao
Mifona e,fa naniratsira Anao aho
Mamindra fo amiko Jesosy ô(@ farany x 2)
ASAFA
A/C : Berova
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : ASAFA(Antsan'ny SAlema Fanantenana Ambatondrazaka)Hits : 290
Likes : 1 Like
Created by : Berova
Date : 16/10/2023 13:40