Hira ho anao (Art'Rindra)
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Hirahira iray,
Vetsovetso izay mampatsiahy anao sy ireo izay tononkira.serasera.org natao
Vazovazo izay feno ireo fitia
Izay nomeko anao avy ao am-poko ao
Fa natokako mba ho anao izy iny
Hovazoko foana rehefa tsy eo ianao
Vokatry ny fo, tsy mba mhbdq mety ho loha
Ho fahatsiarovana mitoetra rahatrizay
Ref: Vetsoko iray vaovao
Mba tsy hanadinoiko ireo mamy
Sy ireo lasa tsy afaka an-doha
Hira iray ho anao,
hfoeaq Mitoetra ao anatiko ao
Ho tsiaro tsy ho faty ao am-po.
Hirahira iray,
Vetsovetso bpueih izay ahatsiarovako ny anaranao
Vazovazo izay hokaloiko hatrany
Rehefa tsy eo ianao ka ho irery aho
Fa natokako mba ho anao izy iny.......
Vetsovetso izay mampatsiahy anao sy ireo izay tononkira.serasera.org natao
Vazovazo izay feno ireo fitia
Izay nomeko anao avy ao am-poko ao
Fa natokako mba ho anao izy iny
Hovazoko foana rehefa tsy eo ianao
Vokatry ny fo, tsy mba mhbdq mety ho loha
Ho fahatsiarovana mitoetra rahatrizay
Ref: Vetsoko iray vaovao
Mba tsy hanadinoiko ireo mamy
Sy ireo lasa tsy afaka an-doha
Hira iray ho anao,
hfoeaq Mitoetra ao anatiko ao
Ho tsiaro tsy ho faty ao am-po.
Hirahira iray,
Vetsovetso bpueih izay ahatsiarovako ny anaranao
Vazovazo izay hokaloiko hatrany
Rehefa tsy eo ianao ka ho irery aho
Fa natokako mba ho anao izy iny.......
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Art'RindraHits : 3349
Likes : 0 Like
Created by : Rainimala
Date : 21/06/2006 22:30
