TSARA NY MIFANKATIA (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Sarotra ho an’ny mpanompo harena
Ny fanjakan’ny lanitra
Tsy hitondra mankaiza ny harena
Mandalo ihany isika eto ldswgrra an-tany
Ka maninona moa raha mifanao soa eh!

Tsara e! pwhjtoj tsara loatra ny mifankatia
Mamy, mamy loatra anie izany
Soa e ! ny tononkira.serasera.org soa atao levenam-bola
Ndao lehiretsy hifankatia
Andao hifankatia

Ny Tompo nanafatra antsika
Nanafatra mafy
Tsy hitondra mankaiza ny adiady
Androany hifaly, rahampitso hitomany
Fifankatiavana ihany no setrin’izany.

Tsara e! nwpqqv tsara loatra ny mifankatia
Mamy, mamy loatra anie izany
Soa e ! ny soa atao levenam-bola
Ndao lehiretsy hifankatia
Andao hifankatia

A/C: RANOELISON Nirina (Ni)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0484