RAISO NY TENIN’NY TOMPO (Mi) - "Fitondrana Tenin'Andriamanitra" (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mpiventy : Mihainoa ry tany tontolo ô! ia!
Vahoaka : Raiso ny Tenin’ny Tompo ô! e! ia! Raiso ny Tenin’ny Tompo
Mpiventy : Raiso ny Tenin’ny Tompo ô! ia! Raiso ny Tenin’ny Tompo ô!
Vahoaka : (Raiso ny Tenin’ny Tompo ô! e! ia! Raiso ny Tenin’ny Tompo) in-3

1) Ny Tenin’ny Tompo no nahariana izao tontolo izao
Raha tsy nisy Azy dia tsy hary izao tontolo izao
Vahoaka : Raiso ny Tenin’ny Tompo ô! e! ia! Raiso ny Tenin’ny Tompo
Ny Tenin’ny Tompo dia tonga Nofo tetỳ an-tany
Te-honina amintsika isan’andro isan’andro Izy ka raiso
Vahoaka : (Raiso ny Tenin’ny Tompo ô! e! ia! Raiso ny Tenin’ny Tompo) in-2
Mpiventy : Mihainoa ry tany tontolo ô! ia!
Vahoaka : Raiso ny Tenin’ny Tompo ô! e! ia! Raiso ny Tenin’ny Tompo
Mpiventy : Raiso ny Tenin’ny Tompo ô! ia! Raiso ny Tenin’ny Tompo ô!
Vahoaka : (Raiso ny Tenin’ny Tompo ô! e! ia! Raiso ny Tenin’ny Tompo) in-3

2) Ny Tenin’ny Tompo dia Mofo Velona avy any an-danitra
Sakafo mahavelona antsika olombelona Izy ka raiso
Vahoaka : Raiso ny Tenin’ny Tompo ô! e! ia! Raiso ny Tenin’ny Tompo

3) Ny Tenin’ny Tompo dia Loharano tsy mety ritra
Loharano Velona miboiboika amin’ny taona rehetra
Vahoaka : (Raiso ny Tenin’ny Tompo ô! e! ia! Raiso ny Tenin’ny Tompo) in-2

Mpiventy : Mihainoa ry tany tontolo ô! ia!
Vahoaka : Raiso ny Tenin’ny Tompo ô! e! ia! Raiso ny Tenin’ny Tompo
Mpiventy : Raiso ny Tenin’ny Tompo ô! ia! Raiso ny Tenin’ny Tompo ô!
Vahoaka : (Raiso ny Tenin’ny Tompo ô! e! ia! Raiso ny Tenin’ny Tompo) in-3
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)
Hits : 125
Likes : 0 Like
Created by : RABEHAVANANA
Date : 28/12/2023 09:14
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0729