ORA SAROBIDY (La) - "Hira Kômonio" (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1) Tonga ity ‘lay ora sarobidyHandraisako ny Vatanao sy Rànao Kristy
Fantatro fa tsy mendrika izany aho saingy (mahatoky Anao aho) in-2
Mino aho Jesoa fa ny Vatanao sy ny Rànao Marina
No raisiko ao anaty Eokaristia
Mino aho fa Ianao tokoa, tokoa e!
No tonga Nofo aman-dRà ao anaty Kôminio
Ö mandrosoa ry Jesoa, ô mandrosoa
Mitoera ato am-poko hanazava ny fiainako
Mitoera ao ry Jesoa, mitoera ao
Fa (mahatoky Anao aho) bis
2) Tonga ity ‘lay ora sarobidy
Handraisako ny Vatanao sy Rànao Kristy
Fantatro fa tsy mendrika izany aho saingy (mahatoky Anao aho) in-2
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Hits : 240
Likes : 0 Like
Created by : RABEHAVANANA
Date : 28/12/2023 09:31