Ny Eokaristia (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
‘Ndeha re isika hitambatra
Hihira, hidera ary hanandratra
Ny oran’ny famonjena antsika
Sy Ilay masoandro mibalika
Ny Eokaristia famonjena
Sorona, fandresena
qjoys Raiso ny Eokaristia
kwrkvpa Fa vatana mahatehotia
Raiso ny Eokaristia
Fa vatana marin’i kristy
Raiso ka hano an-kasahiana
F’hitondra fifaliana
Ny Eokaristia no fiombonana
Hiainan’ny fiangonana
Ny Eokaristia no sakafo
Fahasoavana mitafotafo
Hery sy vatsy ho an’ny rehetra
Fahasoavana tsy misy fetra
Ny Eokaristia no mampiombona
Ny Eokaristia no mampivondrona
Ny Eokaristia no mampiray
Fahasoavana mandrakizay
Fa izay mandray ny Eokaristia
Dia mandray an'i Kristy
tononkira.serasera.org
epoiml A/C: Nirina RANOELISON (Ni)
Hihira, hidera ary hanandratra
Ny oran’ny famonjena antsika
Sy Ilay masoandro mibalika
Ny Eokaristia famonjena
Sorona, fandresena
qjoys Raiso ny Eokaristia
kwrkvpa Fa vatana mahatehotia
Raiso ny Eokaristia
Fa vatana marin’i kristy
Raiso ka hano an-kasahiana
F’hitondra fifaliana
Ny Eokaristia no fiombonana
Hiainan’ny fiangonana
Ny Eokaristia no sakafo
Fahasoavana mitafotafo
Hery sy vatsy ho an’ny rehetra
Fahasoavana tsy misy fetra
Ny Eokaristia no mampiombona
Ny Eokaristia no mampivondrona
Ny Eokaristia no mampiray
Fahasoavana mandrakizay
Fa izay mandray ny Eokaristia
Dia mandray an'i Kristy
tononkira.serasera.org
epoiml A/C: Nirina RANOELISON (Ni)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Hits : 260
Likes : 0 Like
Created by : 586b
Date : 04/02/2026 08:50
