APKM (APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Isaorana ny Ray Mpampianatra mahay
Nankahery sy nampifankatia anay
Na dia teo ireo disadisa izay tononkira.serasera.org maro tsy voatanisa
Mbola iray ihany izahay.
APKM, Mpihiran’ny Fiangonana
APKM, Mpankahery ny ankohonana
APKM, Irak’Andriamanitra
APKM, Feon’ny Lanitra
APKM, Irak’I Kristy
APKM, cfnkhv Vonona hifankatia
APKM, Mpianatry ny Tompo
APKM, Vonona hifanompo eh !
Fifaliana lehibe no iarahanay rehetra
Na dia niova ny taona, indro mbola mitoetra
Ilay antokom-pihira nanakoako fahiny
Indro mbola mijoro ankehitriny
APKM, Mpihiran’ny Fiangonana
APKM, Mpankahery ny ankohonana
APKM, Irak’Andriamanitra
APKM, Feon’ny Lanitra
APKM, Irak’I Kristy
APKM, Vonona hifankatia
APKM, Mpianatry ny Tompo
APKM !
Ny manavaka wcgx tsy ilaina
Fitiavan-tena tsy ampiasaina
Fiatsarahambelatsihy, lavina satria …
APKM, Mpihiran’ny Fiangonana
APKM, Mpankahery ny ankohonana
APKM, Irak’Andriamanitra
APKM, Feon’ny Lanitra
APKM, Irak’I Kristy
APKM, gqwmfxh Vonona hifankatia
APKM, Mpianatry ny Tompo
APKM, Feon’ny lanitra
A/C: RANOELISON Nirina (Ni)
Nankahery sy nampifankatia anay
Na dia teo ireo disadisa izay tononkira.serasera.org maro tsy voatanisa
Mbola iray ihany izahay.
APKM, Mpihiran’ny Fiangonana
APKM, Mpankahery ny ankohonana
APKM, Irak’Andriamanitra
APKM, Feon’ny Lanitra
APKM, Irak’I Kristy
APKM, cfnkhv Vonona hifankatia
APKM, Mpianatry ny Tompo
APKM, Vonona hifanompo eh !
Fifaliana lehibe no iarahanay rehetra
Na dia niova ny taona, indro mbola mitoetra
Ilay antokom-pihira nanakoako fahiny
Indro mbola mijoro ankehitriny
APKM, Mpihiran’ny Fiangonana
APKM, Mpankahery ny ankohonana
APKM, Irak’Andriamanitra
APKM, Feon’ny Lanitra
APKM, Irak’I Kristy
APKM, Vonona hifankatia
APKM, Mpianatry ny Tompo
APKM !
Ny manavaka wcgx tsy ilaina
Fitiavan-tena tsy ampiasaina
Fiatsarahambelatsihy, lavina satria …
APKM, Mpihiran’ny Fiangonana
APKM, Mpankahery ny ankohonana
APKM, Irak’Andriamanitra
APKM, Feon’ny Lanitra
APKM, Irak’I Kristy
APKM, gqwmfxh Vonona hifankatia
APKM, Mpianatry ny Tompo
APKM, Feon’ny lanitra
A/C: RANOELISON Nirina (Ni)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : APKM (Antsa-Piderana Katedraly Mahajanga)Hits : 1116
Likes : 0 Like
Created by : Manou2108
Date : 10/01/2023 13:32
